Description
Raha mbola tanora afaka ny hanatanteraka tetikasa ianao, dia aza mandany fotoana intsony, fa maro ny adidy miandry anao.
Natao ho anao ity fampianarana ity, izay voarakitra ao anaty horonan-tsary miisa 7.
Raha mbola malaindaina ianao, na koa tsy manan-kevitra amin’ny tokony hatao mba hampidiram-bola, dia ireo horonan-tsary miisa 7 ireo no hamoha ilay fahazotoana sy fananan-kevitra, ary ilay finiavana manatanteraka ao anatinao.
Ireto avy ny ho hita ao anatin’ny fampianarana :
1 – Tsara ho fantatra (pdf)
2 – Intelligence Financiere (Fampidirana – Famantarana ireo karazana asa mampidi-bola)
3 – Fanomezam-pahasoavana – Actif – Passif
4 – Fanatratrarana tanjona ambony – Fisafidianana ny fianarana atao
5 – Atao ahoana ny manangana orinasa ?
6 – Atao ahoana ny mivarotra ?
7 – Fampitomboana ny vola miditra isam-bolana na isan-taona – mpitarika ton-teny sy fanaja
8 – Ny findramam-bola amin’ny banque – Fampiasana fotoana
Marihina fa ilay laharana voalohany dia “pdf”, izay mirakitra ny tsara ho fantatra, fa manomboka laharana faharoa ny horonantsary misy ny fampianarana.
Fitambaran’ny lanjan’ireo horonan-tsary : 248 Mo
Avis
Il n’y a pas encore d’avis.