Création Compte WISE

40.000 Ar

Création compte WISE

-
+

Specs

SKU: 100 Category:
Report Abuse

Description

WISE, efa nahare na nahita publication miresaka momban’ny WISE ve ianao teny amin’ny actualité an’ny facebook ?

• Ny WISE dia servisy fandefasana vola iraisam-pirenena haingana sy tsotra.
Azo ampiasaina toin’ny compte Bancaire ohatra handray sy handefa vola amin’ny havana avy any ivelany na andraisana karama sy payment amin’ireny plateforme freelance ireny.
Afaka itahirizana Euro, Dollar sy Livres Sterling ary devises miisa 50 hafa ihany koa.

• Carte VISA Virtuelle
Rehefa manana numéro de compte ianao dia afaka manao fangatahana carte azo eo no eo ary illimité, izany hoe tsy misy fetra ny carte azonao ampiasaina ao.

• Vérification PayPal
Ity koa anisany tombony hoan’ireo tratran’ny reistreint compte PayPal, satria afaka iverifiena compte ilay carte Virtuel ao sy ilay compte bancaire WISE. Rehefa nampiasa azy io aho dia tsy restreint intsony ny compte PayPal-ako volana maromaro izay.

Vahaolana hoanao arak’izany ny manana compte WISE, koa manaova achat dien’izao raha mila io compte WISE io ianao

Mankasitraka

Avis

Il n’y a pas encore d’avis.

Soyez le premier à laisser votre avis sur “Création Compte WISE”

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Informations sur la boutique

  • Nom de la boutique: Vian MAHERY
  • Vendeur: Vian MAHERY
  • Adresse : Antarandolo
    Fianarantsoa
    Madagascar
    301
  • Aucune évaluation pour l'instant !
Aucun produit n'a été trouvé!

Product Enquiry