Fianarana momban’ny : Vola – Orinasa – Varotra (Vidéos amin’ny teny malagasy)

15.000 Ar

Mahaliana anao ve ny hianatra mahakasika ny vola, orinasa, ary varotra ?
Ity fampianarana ity no hampianatra anao ny teknika mahakasika izany, izay voarafitra ao anaty horonan-tsary miisa 7.

-
+

Specs

Category:
Report Abuse

Description

Raha mbola tanora afaka ny hanatanteraka tetikasa ianao, dia aza mandany fotoana intsony, fa maro ny adidy miandry anao.
Natao ho anao ity fampianarana ity, izay voarakitra ao anaty horonan-tsary miisa 7.
Raha mbola malaindaina ianao, na koa tsy manan-kevitra amin’ny tokony hatao mba hampidiram-bola, dia ireo horonan-tsary miisa 7 ireo no hamoha ilay fahazotoana sy fananan-kevitra, ary ilay finiavana manatanteraka ao anatinao.

Ireto avy ny ho hita ao anatin’ny fampianarana :

1 – Tsara ho fantatra (pdf)
2 – Intelligence Financiere (Fampidirana – Famantarana ireo karazana asa mampidi-bola)
3 – Fanomezam-pahasoavana – Actif – Passif
4 – Fanatratrarana tanjona ambony – Fisafidianana ny fianarana atao
5 – Atao ahoana ny manangana orinasa ?
6 – Atao ahoana ny mivarotra ?
7 – Fampitomboana ny vola miditra isam-bolana na isan-taona – mpitarika ton-teny sy fanaja
8 – Ny findramam-bola amin’ny banque – Fampiasana fotoana

Marihina fa ilay laharana voalohany dia “pdf”, izay mirakitra ny tsara ho fantatra, fa manomboka laharana faharoa ny horonantsary misy ny fampianarana.

Fitambaran’ny lanjan’ireo horonan-tsary : 248 Mo

Avis

Il n’y a pas encore d’avis.

Soyez le premier à laisser votre avis sur “Fianarana momban’ny : Vola – Orinasa – Varotra (Vidéos amin’ny teny malagasy)”

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Informations sur la boutique

  • Nom de la boutique: Mada Tools Media
  • Vendeur: Mada Tools Media
  • Adresse : Besarety
    Antananarivo
    Antananarivo
    Analamanga
    PUJNH
  • Aucune évaluation pour l'instant !

Product Enquiry