FORMATION en MAO (FL STUDIO 20) – Bases – 14 vidéos + 1 pdf

(3 avis client)

Ar

MAO : Musique assistée par ordinateur

Ity fampianarana ao anaty « vidéos » ity dia natao ho an’izay maniry ny hahafantatra amin’ny ankapobeny ny fomba fikirakirana feo, sy ireo fitaovana rehetra mety ho ilaina amin’ny fanatanterahina izany.

-
+

Caractéristiques

Catégorie:

Description

Ireto avy ireo zavatra ho hita ao anatin’ny fampianarana :
1 – Inona no atao hoe SON
2 – Echelle de décibeles et fréquences audibles par l’homme
3 – Studio d’enregistrement
4 – Traitement acoustique
5 – Ireo fitaovana ilaina
6 – Micro à condasateur (Statique)
7 – Fitaovana fanampiny
8 – Carte son & Console de mixage
9 – Fréquences d’échantillonnage et Résolutions
10 – Afaka manomboka amin’ity sehatra ity ve raha ohatra ka mbola tsy manana fahafahana mividy fitaovana ?
11 – Fanazavana mahakasika ny formation en MAO – FL STUDIO 20
12 – Fanazavana mahakasika ny Formation en Montage Vidéo –  Adobe Premiere Pro
13 – Fanazavana mahakasika ny Formation en Streaming –  OBS Studio
14 – Torolàlana amin’ny fanjifàna fiofanana

Fitambaran’ny lanjan’ireo vidéos : 496 Mo

Amin’ny teny malagasy ny fampianarana.

3 avis pour FORMATION en MAO (FL STUDIO 20) – Bases – 14 vidéos + 1 pdf

  1. market

    Bon

  2. Antsa

    Tsara

  3. Fandomba

    Tsara be

    • Mada Tools Media

      Mankasitraka tompoko !

Ajouter un Avis

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Vous aimerez peut-être aussi…