MARKETING HYPNOTIQUE – DOKAM_BAROTRA HYPNOTIQUE (PDF)

29.000 Ar

Boky PDF – TENY MALAGASY, MAMPIANATRA ANAO NY FOMBA ANDRESENA LAHATRA NY OLONA MAMAKY NY DOKAM_BAROTRA SORATANAO.

TENA MAHOMBY 100%

-
+
Report Abuse

Description

✅𝘼𝙃𝙊𝘼𝙉𝘼 𝙉𝙔 𝙃𝘼𝙈𝙋𝙄𝘼𝙎𝘼𝙉𝘼𝙊 𝙉𝙔 𝙃𝙔𝙋𝙉𝙊𝙎𝙀 𝙈𝘽𝘼 𝙃𝘼𝙈𝙋𝙄𝙏𝙊𝙈𝘽𝙊 𝙉𝙔 𝙄𝙎𝘼𝙉𝙔 𝙏𝙊𝙇𝙊𝙏𝙍𝘼 𝙇𝘼𝙁𝙊𝙉𝘼𝙊?

 

MALAZA ARY MIELY FA NY OLONA #HYPNOTISEUR DIA MAHAVITA MIBAIKO OLONA AMIN’NY ALALAN’NY FAMPIASANA TENY, SAROTRA, AMIN’NY SAINA NY MANDÀHA AZY.
Misy ampahany mahadiso azy io ary misy ampahany mahamarina azy tanteraka. Saingy eto isika ifantoka amin’ireo 𝙏𝙎𝙄𝘼𝙈𝘽𝘼𝙍𝘼𝙏𝙀𝙇𝙊 mahamarina azy, izay tsy mbola nisy olona sahy niresaka sy namoaka hatramin’izay!

 

Indro, ity misy 𝙚-𝙗𝙤𝙠𝙮 Teny Malagasy misy ireo lesona betsaka be, ahafahanao Manery an-kolaka ny mpanjifanao hividy ny entana amidinao?

 

Manontany anao aho anio, Tena Resilahatra ve ianao fa tena tsara io TOLOTRA ( produits, offre, service ) amidinao IO?

Firy anefa ny mividy azy isanandro ? Firy no liana?

Tonga amin’ilay nieveranao azy hatramin’ny voalohany ve??

 

Sa Ny olona ve no tsy mahay mijery hoe 𝙏𝙀𝙉𝘼 𝙏𝙎𝘼𝙍𝘼 𝙄𝙊 𝙏𝙊𝙇𝙊𝙏𝙍𝘼 𝙄𝙊?

Sa ianao no tokony mila miverina mianatra mivarotra sy mambabo fon’ny mpanjifanao?

 

𝙁𝙖𝙣𝙩𝙖𝙧𝙤, 𝙛𝙖 𝙛𝙞𝙝𝙚𝙩𝙨𝙚𝙢_𝙥𝙤 𝙣𝙤 𝙢𝙖𝙣𝙤𝙨𝙞𝙠𝙖 𝙣𝙮 𝙤𝙡𝙤𝙣𝙖 𝙝𝙖𝙣𝙟𝙞𝙛𝙖 𝙣𝙮 𝙚𝙣𝙩𝙖𝙣𝙖 𝙖𝙢𝙞𝙙𝙞𝙣𝙖𝙤 𝙛𝙖 𝙩𝙨𝙮 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙖𝙡𝙖𝙡𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙡𝙤𝙟𝙞𝙠𝙖 𝙫𝙚𝙡𝙞𝙫𝙚𝙡𝙮.

 

Ka izao, alaivo sary an_tsaina anie, raha amin’ny alalan’ny soratra fotsiny, azonao atao tokoa ny mibaiko ny olona amoaka ny volany mba hanjifana ny entanao e?

 

Mety mafinaritra be e!!! Hitombo ohatrinona isanandro ny vola iditra aminao?

 

𝙏𝙚𝙣𝙖 𝙢𝙖𝙝𝙤𝙢𝙗𝙮 100% ireto technique ireto!! Azo porofoinao amin’ny alalan’ny fampiharana azy!

 

𝙑𝙞𝙙𝙞𝙤 𝙞𝙯𝙖𝙤 𝙞𝙯𝙮, dia mba ankoatrany Izaho nanoratra azy dia ianao ny olona 100 voalohany ahalala ny fisiany sy fampiasana azy eto Madagascar.

 

 

Rehefa mahatratra 100 ny olona manjifa dia akarina ny vidin’izy ity satria, iezahana ho tazomina ho olona Vitsy no hampiasa azy. Hiakatra avo 2 heny izany😮

 

Mieteza ho olona voalohany mampiasa azy ity ianao, indrindra fa amin’ny seha_barotra misy anao! Eritrereto ihany anie! Raha ianao no mahalafo maro indrindra manomboka anio?

 

 

𝙍𝙖𝙝𝙖 𝙢𝙖𝙣𝙖𝙣𝙖 𝘾𝙤𝙙𝙚 𝙋𝙧𝙤𝙢𝙤 𝙞𝙖𝙣𝙖𝙤 𝙙𝙞𝙖 𝙢𝙖𝙝𝙖𝙯𝙤 𝙛𝙞𝙝𝙚𝙣𝙖𝙢𝙗𝙞𝙙𝙮 25%!!

 

 

🔴MARIHAKO FA #HYPNOTISEUR EFA HATRAMIN’NY 2017 Aho mpanoratra, efa maherin’ny 50 ny boky voavakiko momban’ny hypnose.

Ka ndao iara_ahazo tombony amin’izany fahalalana izany isika.

 

Miara_mandroso dia miara_tafa e!!!

 

 

Jifao dieny izy mbola mora IZAO sao tara ianao! Boky 𝘿𝙊𝙆𝘼𝙈_𝘽𝘼𝙍𝙊𝙏𝙍𝘼 𝙃𝙔𝙋𝙉𝙊𝙏𝙄𝙆𝘼!!

 

Avis

Il n’y a pas encore d’avis.

Soyez le premier à laisser votre avis sur “MARKETING HYPNOTIQUE – DOKAM_BAROTRA HYPNOTIQUE (PDF)”

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Informations sur la boutique

  • Nom de la boutique: SUCCESS ACADEMY
  • Vendeur: SUCCESS ACADEMY
  • Adresse : Andraisoro
    Antananarivo
    Malagasy
    101
  • Aucune évaluation pour l'instant !
Aucun produit n'a été trouvé!

Product Enquiry