Torolalana feno momban’ny fanamboarana ebook sy publication Facebook matianina

5.000 Ar

Torolalana feno momban’ny fanamboarana ebook sy publication Facebook matianina

-
+

Specs

Category:
Report Abuse

Description

Mandroso dia mandroso tokoa ny teknologia eto Madagasikara amin’izao fotoana izao. Mitombo arak’izany ny opportunités afaka handraharana.

Raha tsy mihetsika dieny izao ianao dia mety ho tara loatra ka lasan’ny olona ny anjara izay tokony ho anao.

Raha tsy hiresaka momban’ny ebook fotsiny, mitentina 400 millions d’euros ny tsenan’izy io tany Frantsa taminy 2021. Eto Madagasikara nefa izy io dia vao manomboka mahazo vahana.

Mipetraka ary ny fanontaniana : haka ny anjaranao dieny zao ve ianao sa hiandry farany ?

Ity boky varotanay ity dia mora dia mora tokoa satria hita ao daholo na ny fomba fanamboarana ebook matianina, na ny fomba fanamboarana publications Facebook matianina, ary koa fomba fanaovana boost amin’ny Facebook.

Koa aza tara ary manjifa azy dieny izao 😉

Avis

Il n’y a pas encore d’avis.

Soyez le premier à laisser votre avis sur “Torolalana feno momban’ny fanamboarana ebook sy publication Facebook matianina”

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Informations sur la boutique

  • Nom de la boutique: Boki-ko
  • Vendeur: Boki-ko
  • Adresse : Antananarivo
    Antananarivo
    Ivato
    103
  • Aucune évaluation pour l'instant !

Product Enquiry