Promo !

Créez gratuitement votre propre boutique en ligne et vendez des produits virtuels/téléchargeables.

(1 avis client)

Le prix initial était : 30.000 Ar.Le prix actuel est : 0 Ar.

Tsy voatery hividy tany sy hanangana trano intsony ianao vao afaka ny hanana orinasa lehibe sy manara-penitra.
Tsy voatery handany fotoana betsaka ihany koa, satria efa azo atao amin’izao ny mamorona orinasa “virtuelle” afaka mihodina ho azy.

-
+

Caractéristiques

Catégorie:
Mada Social Media
Mada Social Media

5.00

(1 Review)

Report Abuse

Description

Mitaky fahaizana sy asa, ary ezaka sy faharetana ny fananganana orinasa.
Na izany aza dia efa miroborobo izao ny teknolojia, ary efa azo atao tsara ny manangana orinasa “virtuelle”, izay afaka ivarotana vokatra “numériques”.
Ho hita ao anatin’ity fampianarana ity ny fomba famoronana ilay orinasa, ary ihany koa ny vokatra hamidy.
Izany hoe efa ato anatin’ity fampianarana ity avokoa ny torolàlana amin’ny zavatra ilaina rehetra.
Rehefa avy manaraka ity fampianarana ity ianao, dia afaka ny hanangana ilay orinasa “virtuelle” avy hatrany, ary ihany koa afaka ny hamorona vokatra “numériques”, ary afaka ny hivarotra izany eto Madagasikara.

Ohatra amin’ny vokatra “numériques” : Livre électronique, Vidéos, Logiciels, Application, Plugin, ….sns
Izay zavatra rehetra “téléchargeable” dia mety avokoa.

Ny tena maha tsara azy, dia amin’ny alalan’ny Mvola sy Orange Money no ahafahan’ny mpanjifa manjifa ny vokatra amidinao. Izany hoe tena mora amin’ny mpanjifa eto Madagasikara ny handoa ny saran’ilay vokatra amidinao.
Tsy mila mandefa ilay vokatra mankany amin’ny mpanjifa intsony ianao rehefa avy nanjifa ny mpanjifa, fa ilay orinasa izay noforoninao no mandefa azy “automatique” mankany amin’ilay mpanjifa.

Horonan-tsary miisa 20 no handrafitra ny fampianarana.

Ireto avy ny lohatenin’ireo horonan-tsary ireo :

1 – Fampidirana (N1)
2 – Intelligence Financiere (Fampidirana – Famantarana ireo karazana asa mampidi-bola)
3 – Fanomezam-pahasoavana – Actif – Passif
4 – Fanatratrarana tanjona ambony – Fisafidianana ny fianarana atao
5 – Atao ahoana ny manangana orinasa
6 – Atao ahoana ny mivarotra
7 – Fampitomboana ny vola miditra isam-bolana na isan-taona – mpitarika ton-teny sy fanaja
8 – Ny findramam-bola amin’ny banque – Fampiasana fotoana
9 – Produits numériques
10 – Compte vendeur
11 – Boutique
12 – Espace d’administration
13 – Produit simple
14 – Produits groupés
15 – Produit externe – affiliation
16 – Marketing & Publicité
17 – Assistance
18 – Message automatique
19 – Tsara ho fantatra
20 – Famaranana

Fitambaran’ny lanjan’ireo  horonan-tsary : 634 Mo

1 avis pour Créez gratuitement votre propre boutique en ligne et vendez des produits virtuels/téléchargeables.

  1. RAZAFIMAHAIMODY NDRIATSIFERANA Mendrikiniaina

    Liana be

Ajouter un Avis

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Informations sur la boutique

Product Enquiry