FOREX TRADING – Niveau 2 – de A à Z (42 VIDÉOS + 1 FICHIER .txt) – Amin’ny teny Malagasy

80.000 Ar

Ny Forex Trading dia varotra/takalo eo amin’ny tsena ara-bola iraisam-pirenena.
Ireo 42 vidéos amin’ny teny malagasy ireo dia mampianatra hatramin’ny voalohany mihitsy, ary mampahafantatra ho an’ireo izay mbola tena tsy mahafantatra, sy manampy fahaizana ho an’ireo izay efa misehatra.

-
+

Specs

Category:
Report Abuse

Description

Ireo 42 vidéos amin’ny teny malagasy ireo dia mampianatra hatramin’ny voalohany mihitsy, ary mampahafantatra ho an’ireo izay mbola tena tsy mahafantatra, sy manampy fahaizana ho an’ireo izay efa misehatra. Ho hita ao arak’izany ny famaritana ny atao hoe Trading, fanazavana momban’ny mety hahazahoana “gain” sy “perte”, “stratégies” rehetra mba ahafahana misafidy hoe tokony hanao “Achat” na “Vente”. Misy “actifs” maro izay azo safidiana, toy ny devise (EUR/USD, EUR/GBP, USD/JPY, EUR/CAD…)…sns. Azonao atao ihany koa ny mampiasa ny “analyses” sy “stratégies” izay nianarana raha toa ka tia hisehatra amin’ny tsena stocks, cryptomonnaie, commodités, fonds,..ianao aorian’ny cours. Ny “annonce économique fotsiny no mampiavaka ireo tsena ireo.  Aorian’ny fanarahanao ny fampianarana, dia misy “compte d’apprentissage” izay tsy maintsy andalovana, mba hahafahana manao fampiharana sy mizatra eo amin’ny tsena, ary ihany koa hifehezana tsara ny fampianarana. Rehefa tena hitanao ny fahombiazanao aorian’izay rehetra izay dia afaka manapa-kevitra ny hiditra “compte réel” amin’izay ianao. Marihina fa rehefa avy manjifa ny fampianarana dia afaka mametraka fanontaniana tsy voafetra amin’ny fotoana rehetra amin’ny kaonty Fanilo Razafindraibe, ao amin’ny tranonkala Mada Social Media : https://markemadasocialmedia.org, na koa any amin’ny pejy Facebook : Mada Tools Media, na miantso ny laharana 0346593245 – 0342462226 – 0328332449, ary izahay koa dia manome torolàlana arakarak’ilay fanontaniana.

Ny fitaovana ilaina : Ordinateur na Tablette/Smartphone misy système android version 5 no miakatra, ary connexion internet.
Faharetan’ny fitambaran’ireo “vidéos” rehetra : 10 ora
Lanjan’ny fitambaran’ireo “vidéos” rehetra : 1.96 Go

Ireto avy ny zavatra ho hita ao anaty fampianarana (Lohateny 1 = Vidéo 1)

1 – Forex Trading – Fampidirana
2 – Fampidirana Faharoa
3 – Ny Atao Hoe Trading
4 – Fanokafana Kaonty Perfect Money Sy Iq Option
5 – Torolàlana Mahasoa – Plateforme IQ Option
6 – Bougie Japonaise
7 – Tendances
8 – Unité De Temps – Fanamafisana Mahakasika Ny Tendances
9 – Resistance – Support – Bougie
10 – Indicateurs Techniques
11 – Lot – Pip
12 – Marge – Spread
13 – Take Profit – Stop Loss – Money Management
14 – Fanetsehana Stop Loss – Vérification Du Compte – Dépôt – Retrait
15 – Fanamafisana
16 – Fanamafisana 2
17 – Fanamafisana 3
18 – Intérêts Composés
19 – PXTR 1
20 – PXTR 2
21 – Cassures
22 – Fanamafisana 4
23 – Fanamafisana 5
24 – Fanamafisana 6
25 – Zones & Cassures
26 – Fanamafisana 7
27 – Fanamafisana 8
28 – Fanamafisana 9
29 – Analyses 1
30 – Analyses 2
31 – Analyses 3
32 – Zava-Dehibe Tsara Ho Fantatra
33 – Analyses 4
34 – Conseils Techniques
35 – Calendrier Économique & Corrélation
36 – Analyse Complète
37 – Tendances & Convergence & Volume
38 – Snd – Volume – Prix Rond
39 – Fomba Ahafahana Mahazo Vola (Fampidirana)
40 – Fomba Ahafahana Mahazo Vola Amin’ny Affiliation
41 – Affiliation (Fampiharana 1)
42 – Affiliation (Fampiharana 2)
43 – Secure Registration (.txt)

Avis

Il n’y a pas encore d’avis.

Soyez le premier à laisser votre avis sur “FOREX TRADING – Niveau 2 – de A à Z (42 VIDÉOS + 1 FICHIER .txt) – Amin’ny teny Malagasy”

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Informations sur la boutique

  • Nom de la boutique: Mada Tools Media
  • Vendeur: Mada Tools Media
  • Adresse : Besarety
    Antananarivo
    Antananarivo
    Analamanga
    PUJNH
  • Aucune évaluation pour l'instant !

Product Enquiry

Vous aimerez peut-être aussi…