FORMATION en MAO (FL STUDIO 20) – Bases – 14 vidéos + 1 pdf

(3 avis client)

Ar

MAO : Musique assistée par ordinateur

Ity fampianarana ao anaty “vidéos” ity dia natao ho an’izay maniry ny hahafantatra amin’ny ankapobeny ny fomba fikirakirana feo, sy ireo fitaovana rehetra mety ho ilaina amin’ny fanatanterahina izany.

-
+

Specs

Category:
Mada Tools Media
Mada Tools Media
Report Abuse

Description

Ireto avy ireo zavatra ho hita ao anatin’ny fampianarana :
1 – Inona no atao hoe SON
2 – Echelle de décibeles et fréquences audibles par l’homme
3 – Studio d’enregistrement
4 – Traitement acoustique
5 – Ireo fitaovana ilaina
6 – Micro à condasateur (Statique)
7 – Fitaovana fanampiny
8 – Carte son & Console de mixage
9 – Fréquences d’échantillonnage et Résolutions
10 – Afaka manomboka amin’ity sehatra ity ve raha ohatra ka mbola tsy manana fahafahana mividy fitaovana ?
11 – Fanazavana mahakasika ny formation en MAO – FL STUDIO 20
12 – Fanazavana mahakasika ny Formation en Montage Vidéo –  Adobe Premiere Pro
13 – Fanazavana mahakasika ny Formation en Streaming –  OBS Studio
14 – Torolàlana amin’ny fanjifàna fiofanana

Fitambaran’ny lanjan’ireo vidéos : 496 Mo

Amin’ny teny malagasy ny fampianarana.

3 avis pour FORMATION en MAO (FL STUDIO 20) – Bases – 14 vidéos + 1 pdf

  1. market

    Bon

  2. Antsa

    Tsara

  3. Fandomba

    Tsara be

    • Mada Tools Media

      Mankasitraka tompoko !

Ajouter un Avis

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Informations sur la boutique

  • Nom de la boutique: Mada Tools Media
  • Vendeur: Mada Tools Media
  • Adresse : Besarety
    Antananarivo
    Antananarivo
    Analamanga
    PUJNH
  • Aucune évaluation pour l'instant !

Product Enquiry

Vous aimerez peut-être aussi…